- Alakamisy 23 Mey 2019
Any Ivelany.Fifandonana tany Indonezia Miisa ireo 6 no namoy ny ainy
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tandindomin-doza ary atahorana ho vaky ny vondrona eoropeanina, hoy ny filoha Frantsay Emmanuel Macron ka tsy afaka ny hitazam-potsiny izahay fa tsy maintsy mirotsaka an-tsehatra.
Hamaky ny tohinyNohalefahan’ny Amerikanina ny ankivy nampihariny tamin’ilay orinasam-pifandraisan-davitra Sinoa Huawei, herinandro taorian’ny fanambarana nataon’i Donald Trump.
Hamaky ny tohinyMbola hiangarana i Madagasikara raha samy firenena. Nahita faisana i Zimbabwe sy Mozambika taorian` ny fandalovan` ny rivo-doza IDAI farany teo. Raha ny tatitra farany, miisa 259 no namoy ny ainy ary 257 no tsy hita popoka Zimbabwe.
Hamaky ny tohinyVoalaza ao amin’ny lalàmpanorenana sy ny lalàna fa tsy azo atao ny manohintohina ny vatana sy fahasalaman’ny olombelona.
Hamaky ny tohinyTaorian`ny fifindra-monina eo amin`ny firenena Atsimo sy Avaratra, izay tena nirongatra an-taonany maro dia misedra ny krizin`ny mpifindra monina i Italia amin`izao.
Hamaky ny tohiny